plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/30.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 30 \v 31 \v 32 Amizao fotôna zao mampirisika anareo za, ry rahalà, amin'i Jesôsy Kristy Tompontsika, sy amin'ny fitiavan'ny Fanahy Masina, mba hiaraka hiady aminà nareo amin'ny vavaka ataonareo amin'Andriamanitra ho anà. Mivavà mba ho avotra ho aminjareo ze tsy magneky aigny Jodia zà, ary mba ho ekenjareo mpino ny fanompoko ho an' Jerosalema. Mivavà mba hiaveko amin-kafalena amin'ny fitsarana, miaraka aminareo.