plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/20.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 20 \v 21 Amin'izany, ny fagnireko de ny hitory ny filazantsara, fa tsy haigny amin'ize ahaizana an'i Kristy amin'ny agnarana,mba tsy hagnorenako akeo amin'ize efa nagnorenan'ny hafa. Zany de araka ny vôsoratra hoe: Taminjareo ze tsy nikoragna an'Azy no atazagna an'Azy, ary ze tsy naregny no handray."