plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/17.txt

1 line
464 B
Plaintext

\v 17 \v 18 \v 19 Non'izany ny hafaleko de akao amin'i Kristy Jesôsy sy reo zavatr'Andriamanitra. Fa tsy sahy hiresaka na ino na ino afa-tsy reo ra vitan'i Kristy tamin'ny alalako ho an'ny fagnekenjaeo Jentilisa zà. Reo ra reo de tamin'ny koragna sy asa, tamin'ny herin'ireo faantaragna sy fahagagana, ary tamin'ny herin'ny Fanahy Masina. Zany de mba avy aigny Jerosalema, sy lavidavitra ôtran'i Ilyrikioma no hahafahako magantanteraka ny Filaazntsaran'iKristy.