plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/15.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 15 \v 16 Fa manôratra tsy am-pisalasalana aminareo zà fa momba reo ra sasagny mba ampitsahivina anareo ndre, non'ny fagnomezam-pahasoavagna ze namen'Andriamanitra an'azy. Zany fagnomezam-pahasoavagna zany de tokony mba hanompoako an'i Kristy Jesôsy nalefa taigny amin'ny Jentilisa, mba hnaolotra ôtran'ny sorogna ny Filazantsar'Andriamanitra. Tokony hataoko zany mba ho azo ekena ny fanatitr'ireo Jentilisa Vôtokan'ny Fanahy Masina.