plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/08.txt

1 line
383 B
Plaintext

Fa koragniko fa Kristy efa tonga mpanompon'ny vôfora ho an'ny Fahamarinan'Andriamanitra,mbô hahafahana manamarina reo fampagnantegnana ze namen'ile Ray ary hoan-jaeo Jentilisa mba hagnomezam-boninahitra an'Andriamanitra non'ny famindram-pony. Izany de araka ny efa vôsoratra hoe: "Non'izany de hagnome fiderana Anao akeo aminjareo Jentilisa zà ary hihihra fiderana ny Agnaranao."