plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/03.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Fa na Kristy aza hagnano ze nainaritra ny tegnany. Fa zany kosa, de araka ny efa vôsoratra hoe: "Ny faniratsiran-jareo ze maniratsira anao de nianjera taminà." Fa na ino na ino vôsoratra takeo alô de vôsoratra ho fampiarana anstika, mba amin'ny fahelany sy aminn'y alalan'ny fampaherezan'ny Soratra Masina no hagnanatsika toky.