plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/10/20.txt

1 line
254 B
Plaintext

Ary akeo tegna sahy tokôtra Isai rafa nnitare izy hoe: "Hitanjareo ze tsy nikarakara Anà za. Nibôgna taminjareo ze tsy magnontany Anà zà." Fa ozy tamin'Israely hoe: Mandrampiavin'ny andro de magnatsotra ny tagnako amin'ôla tsy mankato sy mafy lô."