plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/24.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 24 \v 25 Ölo-mahanatra zà! Iza no hagnafaka anà amin'ity tegnan'ny fahafatesagna ty? Fa isaorana Andrimanitra amin'ny alalan'i Jesôsy Kristy Tompontsika! Noho zany, zà tegnako de manompo ny lalàn'Andriamanitra amin'ny saiko. Na de zany aza, de manompo ny fitsipikin'ny fahotana amin'ny nofo zà.