|
\v 22 \v 23 Fa mifalifaly ao amin'ny lalan'Andriamanitra zà amin'ny fanahy maha-ôla. Kanefa mahatsikarika fitsipika iray hafa akao amin'ny tegnako zà. Zany de miady amin'zany fitsipika vaovao akao an-tsaiko zan. Mihazogna anà ho babon'ny fitsipika ze momba ny tegnako zany. |