\v 9 \v 10 Talô za de velona tsisy lalàna,fa rafa tônga ny didy, de velona ndre ny ôta ka maty za. Ny didy tokony hitondra fiaignana no nivadika ho fahafatesana ho ana.