\v 1 Sa tsy fantatreo, ry ralà ( sattria miresaka amin'ôla mahay ny momba ny lalàna zà), fa ny lalàna de mibaiko ny ôla raiky ra mbôla velogna kô izy?