plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/22.txt

1 line
325 B
Plaintext

\v 22 Fa amin'izao fotôna zao rafa nalana tamin'ny ôta anareo ary tônga mpanompon'Andriamanitra, de mijinja ny fahamarignana. Ny vokatra de ny fiaignana mandrakizay. \v 23 Fa ny tambin'ny ota kosa de fahafatesagna, fa ny fagnome zanan'Andriamanitra kosa de ny fiaignana mandrakizay akao amin'i Kristy Jesôsy Tompontsika.