plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/17.txt

1 line
220 B
Plaintext

\v 17 Fa isaorana Andriamanitra! satria efa mpanompon'ny fahotana anareo, kanefa nankatò takao am-ponareo ny fomba fampenarana ze namena an'nareo. \v 18 Nafahana tamin'ny ôta anareo, ary natao mpanompon'ny famarignana.