plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/12.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 12 Non'izany aza avela hanjaka akao amin'ny tegnanareo manjary maty ny ota mbô hagnaranareo ny filàn-drasy. \v 13 Aza amena ny fahotana ny momba ny tegnareo, ho fitaovana ampiasaina amin'ny tsy fahamarignana. Ary ameo ho An'Andriamanitra ny tegnareo sala reo maty Fa velogna ankehitriny.ary ameo an'Andriamanitra ny momba ny tegnareo mbô fitaovana ampiasaina amin'nny famarignana.\v 14 Aza avela anjaka aminareo ny ota.Satria tsy ambanin'ny lalàna anareo, fa ambanin'ny fahasoavana.