plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/10.txt

1 line
340 B
Plaintext

\v 10 \v 11 Fa ra ny momba ny fahafatesagna de maty nohon'ny amin'ny fahotana Izy, maty indre mande ho an'ny daôly Izy. Kanefa, ny fiainana ze hiagnany de iaignany ho an'Andriamanitra. De ôtran'zany,tsy maintsy mihevitra ny tegnanareo ho efa maty amin'ny fahotana iany ô anareo, fa velogna ho an'Andriamanitra akao amin'i Kristy Jesôsy.