plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/04.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 4 \v 5 Ka vôlevina niaraka Tamin'Azy niaraka tamin'ny Batisa hoo amin'ny fahafatesagna isika. Nitranga zany mbô ho salan'ny nanganana an'i Kisty tamin'ny maty tamin'ny voninahitry ny Ray, no handehanantsika amin'ny fiainam-baovao iany kô. Fa ra mikambana ami'Azy amin'ny endriky ny fahafatesana isika, de hikambagna amin'ny fitsangagnany iany kô.