plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/20.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 20 \v 21 \v 22 Nefa noho ny fampantegnan'Andriamanitra, de tsy nitaredretra tamin'ny tsy finôna i Abrahama. Fa kôsany,niha-natanjaka tamin'ny finôna izy ary nidea an'Andriamanitra. Resy lahatra tantraka izy fa ze nampagnantenain'Andriamanitra, de azony ataony iany kô. Noho zany de nisaiana ho an'azy ho fahamarignana zany.