plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/04/16.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 16 Noho zany antony zany de mitranga amin'ny finôna zany, mba hitôran'ny fampagnantenana amin'ny fahasoavana ary ho azo antoka amin'reo taranak'i Abrahama reetra_tsy ho an'reo ze ambany lalàna iany, fa ho an'reo ze mizara ny finôn'i Abrahama iany kô. Raintsika reetra izy, \v 17 araka ny vôsoratra: " Nataoko ho rain'ny firenena maro enao. " Takeo amin'ny fagnatrehan'Ilay nitokiany Abrahama, de Andriamanitra zany, ze nagnome fiaignana reo maty ary magnantso reo ze tsy mbôla misy mbô hisy.