plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/28.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 28 \v 29 Fa izy de Jjiosy amin'ny endrika ambelany fotsiny; na amin'ny famoran ze miseho aùin'ny endrika ambelan'ny nofo fôgna. Fa izy de Jiosy akao agnaty, ary ny famorana ze an'ny fo akao amin'ny Fanahy, fa tsy akao amin'ny soratra. Ny fiderana ny ôla ôtran'zany de tsy avy amin'ny ôla fa avy amin'Andriamanitra.