plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/25.txt

1 line
516 B
Plaintext

\v 25 \v 26 \v 27 Fa mahazo tômbony amin'ny famorana tokôtra nareo ra to ka mankato ny lalàna, fa ra mandika ny lalàa anareo, de tonga tsy vôfora na de efa vôfora aza nareo. Arak'zany, ra ôla tsy vôfora no mitandrina ze takin'ny lalàna, sty hatao ho isan'ny vôfora ma iazy na de tsy vôfora aza? Ary tsy ho helohin'ilay raika ze tsy mifora ara-bônjagnahary ma anareo ra tô ka mitandrina ny lalàna izy? izany de satria magnana ny lalàna vôsoratra sy ny famorana anareo, nefa mbôla mandika ny lalàna!