\v 23 \v 24 Anao ze faly mirehareha akao amin'ny lalàna, magnala baraka an'Andriamanitra ma anao amin'io fandikanao ny lalàna io? Fa ny "Anaran'Andriamanitra de efa afa-baraka takeo amin'ireo Jentilisa noho nareo."