plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/17.txt

1 line
522 B
Plaintext

Fa ra to ka Joiosy no hagnantsôvanapo ny tegnanao ary miankina amin'ny lalàna sy mirehareha ao amin'Andriamnitra , Ary mahay ny sitrapony sy mamantatra ze ra tsara indrindra satria nampianarina tamin'ny lalàna anao. Ary ra tô ka resy lahatyra anao fa ny tegnanao de mpitarika ny jamba,fahazavana ho an'ireo ze akao amin'ny haizigna, mpanitsy ny adala, mpamianatra ny zazakely, anagnanao akao amin'ny lalàna ny endriky ny fahaizana sy ny marina, de aôna zany no fetraikan'zany amin'ny fômba hiaignanao ny fiaignanao?