plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/13.txt

1 line
299 B
Plaintext

Fa tsy reo mpihaino ny lalàna no marina akeo, agnatrehan'Andriamanitra fa reo ze mampiagnatra ny lalàna no ho hamarinina. Fa reo Jentilisa ,ze tsy managna ny lalàna, rafa magno ra momba ny lalàna araka ny vôjagnahary,de zareo no lalàna ho an'ny tegnany, na de tsy magnana ny lalàna aza zareo.