plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/10.txt

1 line
334 B
Plaintext

Fa dera, laza, ary fiadanana no avy amin'ireo ze magnano ny tsara, amin'ny Jiosy aloha, ary amin'ny Grika kô. Fa tsisy fiangarana miaraka amin'Andriamanitra. Fa ze reetra nanota tsy nanana ny lalàna de ho very tsy manana ny lalàna iany kô, ary ze reetra nanota niaraka tamin'ny fagnajana ny lalàna de hotsaraina araka ny lalàna.