plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/08.txt

1 line
285 B
Plaintext

Fa ho an'ireo zay mikaraka ho an'ny tegnany, ze tsy magneky ny marina fa magngeky ny tgsy fahamarinana, de ho avy ny fahasosena sy ny fasiahana. Andriamanitra de hitondra fahorena sy ny fahantrana amin'ny fanahin'ny ôla daôly ze magnano ratsy, amin'ny Jiosy alô de vô ny Grika kô.