plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/05.txt

1 line
417 B
Plaintext

\v 5 \v 6 \v 7 Fa zany de ho amin'ny hagedan'ny hamafeny sy ny tsy fibebahan'ny fonareo no ananangonanareo fahasosena ho an'ny tegnanareo amin'ny andro fahasosena, zany de ny andron'ny fampisehoana ny fitsarana marin'Andriamanitra. Hamaly ny ôla dahôly amin'ny fatra mitovy amin'ireo nataony izy. Hagnome araka ny fahelany, ny asa tsara mikaraka dera, voninahitra, ny tsy fahafatesagna, fiainana mandrakizay izy.