plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/02/01.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Non'izany de tsy managna fialan-tsigny anao, ry ôla, anao ze mitsara, de magnano ab'reo iany kô, fa ze tsaranao ny hafa no agnamelohana ny tegnanao. Nefa fantatsika fa ny fitsaran'Andriamanitra de araka ny marina rafa nametra aminjareo ze magnano ra ôtran'izany.