1 line
494 B
Plaintext
1 line
494 B
Plaintext
\v 26 Noho zany, natolotr'Andriamanitra ho amin'ny filan-dratsy mamôfady zareo, fa reo veivan-jareo de natakalon-jareo fifandraisana vôjagnahary tamin'ireo tsy vôjagnahary.\v 27 Sahala am'zany kô, reo leilà de namela ny fifandraisan-jareo vôjangnahary miaraka amin'ny veivavy ka nampiretin'ny filàna ara-nofo zareo samy zareo. Reo de leilà ze nagnano fietsika mahamegnatra miaraka amin-deilà ary nandray takao amin-jareo ny sazy ze mendrika an'azy reo noho ny fahavetavetaan-jareo. |