plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/16.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 16 Fa za de tsy megnatra amin'ny filazantsara, fa zany no erin'Andriamanitra ho famonjena reo daôly ze mino, ho an'ny Jiosy alô ary ho an'ny Grika.\v 17 Fa amin'izany no aneona ny fahamarinan'Andriamanitra avy amin'ny fignona ho amin'ny fignona, araka ze vôsoratra hoe: " Ny marina de hovelona amin'ny fignona."