plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/01/11.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 11 Fa za de magniry ny atazana an'nareo, mba afako magnome fasoavam-pagna sasantsasagny oan'nareo mba ampaery anareo.\v 12 Zany, de magniry anà ny mba ifampaerezantsika aketo agnivontsika, amin'ny alalan'ny finôn'ny tsiraikaraika avy, ny an'nareo sy ny anà