\v 7 Ity taratasy ty de ho an'nareo daôly akao Rome, ze malalan'Adriamanitra, ze vôantso ho ôla-masina. Oaminareo ané ny fahasoavana, sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.