plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/09/27.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 27Isaia nagnatso mafy ny amin'ny Isiraely hoe: "Raha ôtrany fasika akaigny amin'ny ranomasina ny isan'ny zanak'Isiraely, de ho vôvonjy ze sisa tavela,\v 28fa ny Tompo hitondra ny teniny aketo an-tany, feno ary tsy ho ela."\v 29Araka ny nolazain'Isaia talô hoe: "Rafa ny Tompo tompon'ny maro no tsy namela taranaka ho antsika, de ho ôtrany an'i Sodoma tsika, ary lasa ôtran'i Gomora."