plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/15/26.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 26 Fa fifalen'i Makedonia sy Akia ny hagnano fandraisan'anjara ho an'jareo mahantra agnisan'ireo mpino ze akaigny Jerosalema. \v 27 Iôny, fifalena ho an'jareo zany, ary mpitrôsa amin'azy tokôtra zareo. Fa ra ny Jentilisa na nizara tamin'ny ra masin-jareo, de tokony hanompo an'jareo iany kô zareo amin'reo ra ara-materialy.