plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/13.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 13 Ka mo va nivadika fahafatesana ho ana ze tsara? Tsy hisy mihitsy ane zany. Fa ny ota, mbô hahafahany mitranga ho fahotana amin'ny alalan'ze tsara, de nitondra fahafatesana tamina. Zany de mbô ho amin'ny alalan'ny didy, fa ny fahotana de manjary ho tonga tegna fahotana tokôtrany. \v 14 Fa fantatsika fa ara-panahy ny lalàna, fa zà avy amin'ny nofo. Efa namidy ho ao ambanin'ny fagnandevozan'ny ota zà.