plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/11.txt

1 line
192 B
Plaintext

\v 11 Fa ny fahotana de naka vahana tamin'ny alalan'ny didy ka namitaka ana. Tamin'ny alalan'ny didy no namonôny ana. \v 12 No zany ny lalàna de masina; ary ny didy masina,marina, ary tsara.