plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/07/07.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 7 Ino àry no hotaravintsika? Ny lalàna mihintsy va no fahotana? Tsy hisy mintsy ane zany. Nefa, tsy ho nafantatra ny fahotana mihisty za, ra tsy tamin'ny alalan'ny lalàna zany. Fa tsy ho nahafantatra ny fitsiriritana za ra tsy niteny ny lalàna hoe: "Aza mitsiriritra". \v 8 Fa naka vahana tamin'ny didy ny fahotana ka nahatonga ny fitsiriritana daôly akato amina. Fa ra tsisy ny lalàna de maty ny ota.