plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/06/19.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 19 Mitare ôtran'ny ôla zà noho ny falemen'ny nofonareo, satria raha vô nanolotra ny momba tegnareo ho andevon'ny falotona sy ny ratsy anareo,de ôtran'izany kô de zao, atolory ho andevon'ny fahamarinana ho amin'ny fahamasinana ny momba ny tegnanareo. \v 20 Fa taminaeo andevon'ny ota, de afaka tamin'ny fahamarignana. \v 21 Amin'izao,ino àry no vokatra azonareo tamin'ireo ra ze mamegnatra anareo ami'zao fotôna zao? satria ny vokatr'ireny ra regny de ny fahafatesana.