plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/16/25.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 25 Ary ny voninahitra de ho Anazy mahavita mampijoro an'nareo araka ny filazantsarako sy ny fitorina an'i Jesôsy Kristy, araka ny fagnambarana ny misitery x=ze notazonina ho tsiambaratelo ela be taigny alô taigny, \v 26 kanefa nambara amin'zao fotôna zao, ary tamin'ny alalan'ny bokin'ny faminaniana no nampahafanatarina tamin'ny firenena daôly, araka ny didin'Andriamanitra mandrakizay, ho fankatoavana su finôna.