plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/16/19.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 19 Fa ny ôtran'nareo aminn'ny fankatoavana de tafita aigny amin;ny tsiraikaraika.Noho zany,mifaly za, ny aminareo fa tekon mba ho hendry amin'zao tsara nareo, ary tsy hanan-tsiny amin'ze ratsy. \v 20 Andriamanitry ny hanorotoro an'i Satana eo ambanin'ny tongotrareo afaka fotôna fohy. Ho aminareo ane ny fahasoavan'i Tompontsika Jesôsy Kristy.