plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/16/17.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 17 Amin'zao fotôna zao de mamporisika an'nareo zà, ry rahalà, mba hihevitra ny momba reo ze mahatonga ny fizarazarana sy ny fanafintohinana. Izy reo de mihôtra lavitry ny fampiagnarana ze noraisinareo. Mialà lavitra an-jareo. \v 18 Fa tsy mpanompon'i Kristy ny ôla salan'ireny, fa ny kibony manokana iany. Amin'ny teny malefaka sy mandoka no amitahan'zareo ny fon'ny tsy manan-tsiny.