plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/16/09.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 9 Magnanova veloma an'i Orbano, mpiara-miasa amintsika akao amin'i Kristy, sy Staky,malalako. \v 10 Arabao Apela, le ankasitrahana ao amin'i Kristy. Arabao reo ze akao amin'i tokantranon'i Aristobolo. Magnanova veloma an'i Herodiona, havako. \v 11 Magnanova veloma an'ireo ze akao amin'ny tokantranon'i Narkisa, ze akao amin'ny TOmpo.