1 line
289 B
Plaintext
1 line
289 B
Plaintext
\v 6 Magnanova veloma an'i Maria, ze niasa mafy ho an'nareo. \v 7 Magnanova veloma an'i Androniko sy Jonia, havako akaiky , ary niara-nigadra taminà. Milaza eo anivon'ny apostoly zareo, ze tao amin'i Kristy talôko iany kô. \v 8 Magnanova veloma an'i Ampilato,malalako ao amin'ny Tompo. |