1 line
339 B
Plaintext
1 line
339 B
Plaintext
\v 3 Magnanova veloma amin'i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa aminà ao amin'i Kristy Jesôsy, \v 4 ze nahafoy ny aignan'zareo ho an'ny aignako. Misaotra an'jareo zà, ary tsy fogna, fa reo fiangonana daôly an'ny Jentilisa iany kô. \v 5 Magnanova veloma ny fiangonana any amin'i Epaineto malalako, ze vôlom-bokatr'i Asia ho an'i Kristy. |