plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/13/08.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 8 Aza magnagna trosa na amin'iza na amin'iza, afa-tsy ny fifankatiavana iany. Fa ze te ny magnondidigna anazy de na hatanteraka ny lalàna:\v 9 Betsaka reo didy: "Aza mangala-badin'ôla, aza mamono ôla, aza mangalatra, aza mitsiriritra," ary ra misy didy afa ankôtra reo kô, de vôfe amin'ty fehezanteny ty zany: "Tiavo ny namanao sala ny tegnanao." \v 10 Ny fitiavana de tsy mandratra ny magnodidina; no zany, ny fitiavana no fahatanteran'ny lalàna.