plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/13/06.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 6 No zany de mandô hetra iany kô anareo. Fa mpanompon'Andriamanitra reo manam-pahefana, ze miadidy zany ra zany tsy ankiato.\v 7 Aloavy amin'ny tsiraikaraika ze tokony ho anjareo: mandoava etra amin'ze tokony andoavana anazy; mandoava fadin-tseranana amin'ze tokony andoavana anazy; mataôra an'ze takony ataôrana; magnajà an'ze mendrika izany.