plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/13/03.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 3 Satria reo mpanapaka de tsy fampitaôrana ho andreo asa tsara fa ho andreo asa ratsy. Magniry ny tsy hatatra ny raika ao amin'ny fahefana va nareo? Magnanôva ny tsara, de deraina amin'zany anao.\v 4 Fa izy de mpanompon'Andriamanitra ho anareo amin'ny tsara. Fa ra magnano ny ratsy anareo, de mataôra, satria tsy mitondra ny sabatra tsy amign'antony izy. Fa izy de mpanompon'Andriamanitra, mpamaly ny fahasosena amin'le magnano ny ratsy.\v 5 No zany de tokony hankatô ianareo, tsy nohon'ny fahatezerana iany, fa nohon'ny fieritreretina ihany kô.