plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/13/01.txt

1 line
322 B
Plaintext

\v 1 Ôka fagnahy daôly hankatô reo magnam-pahefana agnambo, fa tsy misy fahefana ra tsy avy amin'Andriamanitra. Ary reo magnam-pahefana misy de efa voatendrin'Andriamanitra.\v 2 No zany ze manoitra zany fahefana zany de manoitra ny didin'Andriamanitra; ary reo ze manitra zany de ahazo fitsaràna amin'ny tegnan'jareo.