plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/12/06.txt

1 line
678 B
Plaintext

\v 6Managna fagnomezam-pasoavana samy hafa isika araka ny fasoavana ze nomeny antsika. Raha faminagnina no fagnomezam-pasoavan'ny raika, de ôka atao araka ny haben'ny finony. \v 7Raha fanompona no fagnomezam-pasoavan'ny raika, de ôka izy hanompo. Raha nisy raika nahazo fagnomezam-pasoavana hampianatra, ôka izy hampianatra. \v 8Raha fampaherezagna no fagnomezam-pasoavan'ny raika, ôka izy hampahery. Raha magnome no fagnomezam-pasoavan'ny raika,ôka izy hagnano zany amim-pahalala-tagnana. Raha hitarika no fagnomezam-pasoavan'ny raika, ôka zany ho vita am-pitandremana. Raha hampiharihary fangoraham-po no fagnomezam-pasoavan'ny raika, ôka zany ho vita am-piravoravôna.