plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/12/01.txt

1 line
368 B
Plaintext

\v 1Mangataka anareo za nony zany, ry ralà, non'ireo famindram-pon'Andriamanitra mba hanolotra ny vatanareo ho sorogna velona, masina, eken'Andriamanitra. Zany no fanomponareo araka ny tokony ho izy.\v 2Aza mitovy amin'zao tontolo zao, fa miovà amin'ny fagnavaozana ny saignanareo. Atôvo zao mba ho hainareo ze tsara, azo ekena, ary ny sitrapo lafatr'Andriamanitra.