plt-x-sihanaka_rom_text_ulb/11/30.txt

1 line
467 B
Plaintext

\v 30Fa anareo de tsy nankatô an'Andriamanitra talô, kanefa amin'zao fotona zao anareo de nandray ny famindram-po nony tsy fankatoavan'jareo. \v 31Ôtran'zany iany kô, amin'zao fotona zao 'reo Jiosy de tsy nagneky. Ny vokany de tamin'ny alalan'ny famindram-po ze nabôgna anareo no mety handraisan'jareo ny famindram-po iany kô amin'zao fotona zao.\v 32Fa Andriamanitra efa nagnidy ny tsy fankatoavana rehetra, mba afahany mampibôgna famindram-po amin'ny daôly.